Fihirana

Nombre ( 159 )
Retour

MARAINA - Nombre ( 8 )

1-Ny vavakay atao aty...

Ny vavakay atao aty Jehovah Tompo ô, Dia mba henoy izao ary an-dap ...
Lecture des contenus

2-FENO voninahitrao...

Feno voninahitrao; Kristy ô, ny lanitra; Mba midina aminay Ka sava ...
Lecture des contenus

3-MAMY ny fitianao...

Mamy ny fitianao Ry Jehovah Tomponay Nahafoy ny Zanakao Ho mpanavotra an ...
Lecture des contenus

4-Hianao Mazava marina...

Hianao Mazava marina é, Mba hazavao ny aizina, Ka ento ny fanilo b ...
Lecture des contenus

5-JESOA Masoandronay...

Jesoa Masoandronay, Masoandro nahabe Hianao iainanay Hamoazanay ho be ...
Lecture des contenus

6-HIRAINAY fihiram-bao...

HIRAINAY fihiram-baovao Hidera Aano, Jehovah ô Natory tsara izahay ...
Lecture des contenus

7-INJAY ny fiposah’ny ...

Injay ny fiposah’ny maraina Hianao Jehovah ô isaoranay, Velom ...
Lecture des contenus

8-RY foko mifohaza iza...

RY foko mifohaza izao Manaova ny fivavakao Ka ny halainanao ario, efao ny ...
Lecture des contenus

HARIVA - Nombre ( 11 )

9-RY Kristy ‘zay mazav...

RY Kristy ‘zay mazava marina Mpanjaka manam-boninahitra Midera Anao ...
Lecture des contenus

10-HIANAO, ry Zanahary...

HIANAO, ry Zanahary, No Tomponay, Ka ny alina nomenao Handrianay Mba vim ...
Lecture des contenus

11-MPAMONJY ô, mitsanga...

MPAMONJY ô, mitsangana izahay Hidera ilay Anara-masinao Ka mbola ha ...
Lecture des contenus

12-MPAMONJY Masoandrona...

MPAMONJY Masoandronay Fahazavan’ny alinay Ny zavon-tany mba savao ...
Lecture des contenus

13-MOMBA anay, ry Jesoa...

MOMBA anay, ry Jesoa Tomponay ô Fa maizina ny alina ety Tsy misy vo ...
Lecture des contenus

14-MPAMONJY  tsara  ô, ...

MPAMONJY tsara ô, tahio Ny dianay ankehitrio ; Aidino ny Fanahinao ...
Lecture des contenus

15-HARIVA izao ny andro...

HARIVA izao ny andro Fisaoranaéy Anao Ka handry amin-toky Izay ar ...
Lecture des contenus

16-INJAY, fa lasan-davi...

INJAY, fa lasan-davitra ny andro Mivavaka izahay, ry Tompo ô Henoy, ...
Lecture des contenus

17-HODY izahay, Jehovah...

HODY izahay, Jehovah, Mba ho ao an-tranonay Fa efa tonga ny hariva Ka hi ...
Lecture des contenus

18-TONGA ny hariva...

TONGA ny hariva, Ka ny aizina Efa mba madiva Ho mpanartona, 2.Voron ...
Lecture des contenus

19-AMPODIO ‘zahay, Jeho...

AMPODIO ‘zahay, Jehovah, Amin’ny fitianao; N' aiza n ...
Lecture des contenus

ADVENTA - Nombre ( 11 )

20-RY Zanahary lehibe!...

RY Zanahary lehibe! Mihetsika ny tany, Injany ny Mpitsara è! Mane ...
Lecture des contenus

21-Amboary ny làlan’i J...

INJAY ‘lay feo lehibe Miantso mafy manao hoe Fohazo, fa antomotra ...
Lecture des contenus

22-Ankehitriny izao dia...

HE! Akaiky izao ny Tompo, Hoy ny antso ka henoy; Manaria hevi-dratsy Ry ...
Lecture des contenus

23-Indro, tonga Jehovah...

INDRO! Avy ny Mpamonjy Maty ho antsika teo, Alinalina ny Santat No miara ...
Lecture des contenus

24-AVIA re, Imanoely...

AVIA re, Imanoely, Hanavotra ny Israely Izay tomany ory fo Miandry mba h ...
Lecture des contenus

25-He! Ny andro mampaho...

He! Ny andro mampahory, To’lay teny manambara; ‘Zao rehetra i ...
Lecture des contenus

26-HE! Avy ny Mesiantsi...

HE! Avy ny Mesiantsika, Ka fo hadio honenan’ny Mpamonjy lehibe ...
Lecture des contenus

27-FAINGANA, ry mpanjak...

FAINGANA, ry mpanjaka Handray ny lovanao; Faingàna re mba haka Ny ...
Lecture des contenus

28-HE! Mihena isan’andr...

HE! Mihena isan’andro ‘Zao fiainantsika izao; vetivety samy h ...
Lecture des contenus

29-NY andro miharatsy...

NY andro miharatsy Ny loza avy koa Ka aoka tsy ho tia Izao mandalo &lsqu ...
Lecture des contenus

30-AVY Hianao Mpamonjy...

AVY Hianao Mpamonjy, Hianao Mpanjaka ô; Hianao mitafy hery, Hianao ...
Lecture des contenus

KRISTMASY - Nombre ( 6 )

31-RY Kristy ô, Mpanavo...

RY Kristy ô, Mpanavotra, sy Endriky ny Ray Tsitoha, Mitovy ny vonin ...
Lecture des contenus

32-HE! Ny feo arivo mar...

HE! Ny feo arivo maro, ‘Zay nihoby mafy re Mba hidera an’i Je ...
Lecture des contenus

33-MBA henoy ny hira ho...

MBA henoy ny hira hoe: Voninahitra anie! Fiadanana aty Sy fankasitrahana ...
Lecture des contenus

34-AVIA, ry mino, faly ...

AVIA, ry mino, faly fa mpandresy, ka mankanesa any Bethlehema he! Tonga J ...
Lecture des contenus

35-RY mino ô, avia arah...

RY mino ô, avia arahabao Izao maraina mahafaly izao, Fa teraka aty ...
Lecture des contenus

36-TANY Betlehema fahin...

TANY Betlehema fahiny Tao an-tranon’omby re, Nisy Zazakely soa Tam ...
Lecture des contenus

KAROLY - Nombre ( 8 )

37-RIRININA re fahizay...

RIRININA re fahizay Ka nagatsiaka, ‘Zay nideran’ny masina Il ...
Lecture des contenus

38-Zay ambony, zay ambo...

Zay ambony, zay ambony! He! Tongava, mifalia Indro ao an-tranon’omb ...
Lecture des contenus

39-Lay andro Noely voal...

Lay andro Noely voalohany teo, Voalazan’ny anjely tao Betlehema Nis ...
Lecture des contenus

40-HE, zaza re! He, Tom...

HE, zaza re! He, Tomponay! Arahabaina izao, fa reraka tokoa’zahay, ...
Lecture des contenus

41-ZAZA Kristiana...

ZAZA Kristiana, Asandratonao Feo fiderana Ny mpanjakanao 2.Kristy T ...
Lecture des contenus

360-Ry Jesoa ny Anarana...

1- Ry Jesoa, ny Anaranao, Derain'Anjely izao! Koa avy izahay ...
Lecture des contenus

357-He! ry mino mihirà...

1-He! ry mino mihirà Voninahitra anie Hoan'Andriamanitra ...
Lecture des contenus

EPIFANIA - Nombre ( 6 )

42-Ny firenena maro be...

Ny firenena maro be Ho avy aminao Masoandro lehiba, Hanasina Anao 2 ...
Lecture des contenus

43-ZANA-MARAINA mazava ...

ZANA-MARAINA mazava tokoa Mba miposaha hanampy anay; Kinta-maraina, mba h ...
Lecture des contenus

44-NY Teninao, Jehovah ...

NY Teninao, Jehovah ô, No ho fitarik’andronay Haneho am ...
Lecture des contenus

45-MARO no tanàna tsara...

MARO no tanàna tsara Nefa Betlehema re, Nahaterahan’i Jesoa ...
Lecture des contenus

46-TOY ny hafaliam-be...

TOY ny hafaliam-be Nahitan’ny Magy re Kintana mamiratra T ...
Lecture des contenus

47-ENDREY! Manelatrelat...

ENDREY! Manelatrelatra ‘Lay kintana nitarika Ny olon-kendry sambatr ...
Lecture des contenus

Herinandro mialoha ny Septogesima - Nombre ( 1 )

48-HALELOIA mahafaly...

HALELOIA mahafaly, Hoby tsy mba tapitra; Haleloia no fihiran’ Ny m ...
Lecture des contenus

FOTOAM-PIFADIANA - Nombre ( 7 )

49-HE! Ny fiantsoana...

HE! Ny fiantsoana Feno fitiavana Teny masina sy to Ho anao, ry ...
Lecture des contenus

50-RY mpanota miverena...

RY mpanota miverena, Fa nahoana no mania? Hoy ny Rain’ny famonjena, ...
Lecture des contenus

51-RY Tompo ô, mba mije...

RY Tompo ô, mba mijere Ny fahoriako, Fa indro aho mandry re Am-bav ...
Lecture des contenus

52-MAMINDRA fo, Jesoa ô...

MAMINDRA fo, Jesoa ô, Aminay mpanomponao, Ke henoy ny vavakay ...
Lecture des contenus

53-ANDRO aman-alina...

ANDRO aman-alina Tao an-efitra Hianao No nifady hanina Ory sady reraka ...
Lecture des contenus

54-RERAKA aty sy matin-...

RERAKA aty sy matin-keloka Te-hiditra aho ao an-danitra Fa tsy mba misy r ...
Lecture des contenus

55-Izy no hivesatra ny ...

Izy no hivesatra ny helok’ireo IZAY mavesatra entana Ka tena ory fo ...
Lecture des contenus

SAMPAN-DROFIA - Nombre ( 3 )

56-E! Rankizy, E! Ranki...

E! Rankizy, E! Rankizy, Mliderà ny Tomponao Mba tsarovinao, fa Izy ...
Lecture des contenus

57-RY Tompo, mandrosoa ...

RY Tompo, mandrosoa izao, Akaiky ny fotoana, Ka mba reseo ankehitrio Ny ...
Lecture des contenus

58-NY dera sy ny laza...

Ny dera sy ny laza​​​​​​ Anao, Mpanjaka ô ‘Zay no ...
Lecture des contenus

HERINANDRO MASINA - Nombre ( 7 )

59-INDRO! Voatokana...

INDRO! Voatokana Mba hatao fanatitra, Jesoa nohomboanao, avotry ny melok ...
Lecture des contenus

60-Ry voasatro-tsilo...

1.Ry voasatro-tsilo! Ry voakapoka! Indrisy! Be ny loza Manafotra a ...
Lecture des contenus

61-TSARA re ny andro la...

TSARA re ny andro lany Ao ambanin’ny Lakroa Anomezan’ny Mpamo ...
Lecture des contenus

62-LAZA ho an’i Jesoa...

LAZA ho an’i Jesoa ‘Zay nandatsa-dra, Avotra ho antsika Tami ...
Lecture des contenus

63-RAHA ory izahay...

RAHA ory izahay Hianao tazaninay Jeso Tompo, ka jereo Ny fanatonay Anao ...
Lecture des contenus

64-NIHANTONA ny Tompo...

NIHANTONA ny Tompo Tambonin’ny Lakroa, Ka voahombo mafy ‘Lay ...
Lecture des contenus

65-NDEHA ho ao Getseman...

NDEHA ho ao Getsemane Ry alim-panahy ô: Mijere ny ady ao, Adin&rsq ...
Lecture des contenus

ZOMA MASINA - Nombre ( 8 )

66-AVIA re, ry havana...

AVIA re, ry havana, Avia mba hisaona isika; Fa maty ny Mpanavotra: Voaho ...
Lecture des contenus

67-JESOA, nohomboana...

JESOA, nohomboana, Ory fa mangataka Famelana ho anay Jesoa mihainoa ...
Lecture des contenus

68-HIANAO no nahare...

HIANAO no nahare Sentom-po ka nanome Famelan-keloka: Jesoa mihainoa ...
Lecture des contenus

69-INDRO! Eo ny reninao...

INDRO! Eo ny reninao Difo-pahoriana Noho Hianao malalany Jesoa mihainoa ...
Lecture des contenus

70-JESOA azon-tahotra...

JESOA azon-tahotra Sy tra-doza fatratra, ka nafoin’ny lanitra: Jes ...
Lecture des contenus

71-HE! Ny hetaheta be...

HE! Ny hetaheta be Sy ny Ranao mitete; Tamin-dratra lehibe; Jesoa mihain ...
Lecture des contenus

72-VITA re ny avotray...

VITA re ny avotray, ‘Zay nataonay ho anay, efa koa ny didin-dRay J ...
Lecture des contenus

73-VITA re ny adinao...

VITA re ny adinao, ka ny ainao avotra no atolotrao izao: Jesoa mihainoa ...
Lecture des contenus

PASKA - Nombre ( 10 )

74-HE! Arahaba...

HE! Arahaba Andro Paska e! Nandresen’i Kristy fahafatesana 2.Mp ...
Lecture des contenus

75-ALAHADY andronay...

ALAHADY andronay Haleloia! Andro nitsangananao, Haleloia! Jesoa Kristy ...
Lecture des contenus

76-TAFATSANGANA anio...

TAFATSANGANA anio Haleloia! Jesoa Kristy Mpanadio Haleloia! Maty tamin& ...
Lecture des contenus

77-HE! Hirao ankahitrio...

HE! Hirao ankahitrio, Kristy tafatsangana; Mihobia, ry lanitra, Mamalia, ...
Lecture des contenus

78-HE! Vita re ny ady i...

HE! Vita re ny ady izao, Ny faty efa resy re, Ny feo mifaly no atao Hale ...
Lecture des contenus

79-HE, ry mino, mihirà...

HE, ry mino, mihirà Mihobia mafy, fa naelfa tampoka zanak’I ...
Lecture des contenus

80-AO m-pasana soa...

AO m-pasana soa Ivorianay hanoa Rian-dRa ‘zay avotray Amelomana an ...
Lecture des contenus

81-JESOANAY no velona...

JESOANAY no velona! Resy hianao, ry faty Ka ny olombelona Tsy hotananao ...
Lecture des contenus

82-TAFATSANGANA, tafats...

TAFATSANGANA, tafatsangana! Afaka Izy nafatotra: Tafatsangana! Tafatsanga ...
Lecture des contenus

83-HE! Ry Kritiana...

HE! Ry Kritiana Mihobia re! Lehibe ny andro Andro Paska e Efa velona Iz ...
Lecture des contenus

NIAKARANA - Nombre ( 3 )

84-HE! Manadrata lohana...

HE! Manadrata lohanao, ry varavaran-danitra, Fa avy ny Mpanjakanao Ilay ...
Lecture des contenus

85-LASA Jesoa Tompontsi...

LASA Jesoa Tompontsika Ao an-danitra tokoa, Ka ny vonjy ho antsika Lavor ...
Lecture des contenus

86-HE! Miakatra mifaly...

HE! Miakatra mifaly Ny Mpandresy lehibe, Ka mitaingin-drahona Izy Hiditr ...
Lecture des contenus

PENTEKOSTA - Nombre ( 5 )

87-FANAHY Masina ô!...

FANAHY Masina ô! Ny hevitray izao Diovinao; Hasino izahay ...
Lecture des contenus

88-AVIA Fanahy Masina ô...

AVIA Fanahy Masina ô Hitahy ny fanahinay, Aidino afo velona, ...
Lecture des contenus

89-AVIA Fanahy ô!...

AVIA Fanahy ô! Fanahy masina, Midina eto aminay Hitari-d& ...
Lecture des contenus

90-RY Fanahay Masina ô...

RY Fanahy Masina ô, Mba midina Hianao, Hanadiovanao anay; I ...
Lecture des contenus

91-NY hery mahatahotra...

NY hery mahatahotra Sy raho-maizina No nanatrehanao, Ray ô ...
Lecture des contenus

TRINITE - Nombre ( 2 )

92-MASINA, Masina, Masi...

MASINA, Masina, Masina, Tompo Tsitoha, Amin’ny maraina isaoranay A ...
Lecture des contenus

93-TRINITE Isaorana...

Mihirà ho an’i Jehovah misaora ny Anarany TRINITE Isaorana, ...
Lecture des contenus

FESTAN’NY SANTA - Nombre ( 14 )

94-TEO amoron’ny farihy...

TEO amoron’ny farihy Jesoa no niantso hoe: “Ry Andrea mi ...
Lecture des contenus

95-TSY mbola hitanay to...

TSY mbola hitanay tokoa Ny tany soa ary, Izay tsy misy ota koa, F ...
Lecture des contenus

96-NY feonao, Jehovah a...

NY feonao, Jehovah Mivofy ala be Sy mampihorohoro Ny tendromboh ...
Lecture des contenus

97-NY reny malala niton...

NY reny malala nitondra ny Zaza ‘Zay Lahimatoany teraka teo, ...
Lecture des contenus

98-AVY tao an-danitra...

AVY tao an-danitra, Indro Gabriely, Irak’Andriamanitra,; ...
Lecture des contenus

99-RY reny tianay hiana...

RY reny tianay hianao, Fa tian’i Jesoa koa; Ny maro hankalaza ...
Lecture des contenus

100-HE ny famirapiratan’...

HE ny famirapiratan’ireo Mponina an-danitra tsara sy to &lsquo ...
Lecture des contenus

101-IZA moa ireo mitrang...

IZA moa ireo mitranga Fotsy toy ny helatra, Ka misatro-bolamena, ...
Lecture des contenus

102-MBA henoy ny feo mih...

MBA henoy ny feo mihira Ao an-dapa masina ao, Haleloia Haleloia ...
Lecture des contenus

103-AOKA isika hihira iz...

AOKA isika hihira izao Fihirana tsara Ho an’Andriamanitra ...
Lecture des contenus

104-INJAO! Mitari-tafika...

INJAO! Mitari-tafika Ny Tompo lehibe, Ny sainy voavelatra Ka ma ...
Lecture des contenus

105-MIDERA Anao ‘zahay, ...

MIDERA Anao ‘zahay, ry Jesoa ô, Noho ny Santa lasa aminao ...
Lecture des contenus

106-RY Santa Soa! Ny taf...

RY Santa Soa! Ny tafika ‘Lay nentina ela tapitra Ampinga mbam ...
Lecture des contenus

107-RY Tompo, Kapitenim-...

RY Tompo, Kapitenim-pamonjena Isaorana anie ny Anaranao Noho ny mar ...
Lecture des contenus

KOMONIONA MASINA - Nombre ( 12 )

108-RY mino, mandrosoa h...

RY mino, mandrosoa handraisanao Ny Tena sy ny Ran’ny Tomponao ...
Lecture des contenus

109-TSAROVANAY izao, Ray...

TSAROVANAY izao, Ray be fitia, Ilay nividy anay tao Kalvary Ka tonga ...
Lecture des contenus

110-RY Rainay ao ambony...

RY Rainay ao ambony Henoy ny zanakao; Aidino avy any   &n ...
Lecture des contenus

111-JESOA mofon-danitra ...

JESOA mofon-danitra ô Vatsinay ny nofonao Enga ka ho tanjakay ...
Lecture des contenus

112-RY Tompo Jesoa Krist...

RY Tompo Jesoa Kristy ô, Voavelatra ny latabatrao, Mba hanato ...
Lecture des contenus

113-NA dia tsy mendrika ...

NA dia tsy mendrika aza izahay, Hisaotra Anao Mpamonjy tia ô, ...
Lecture des contenus

114-JESOA ô, Mpamonjy...

JESOA ô, Mpamonjy, Ato aminay Olona tsy miendrika Itoeran ...
Lecture des contenus

115-NY Teny avy tamin-dR...

NY Teny avy tamin-dRay         &nbs ...
Lecture des contenus

116-HE! Ny mofon’ny anje...

HE! Ny mofon’ny anjely No omena ho antsika Mana avy ao ambony ...
Lecture des contenus

117-RY Jesoa Tompo Hiana...

RY Jesoa Tompo Hianao Isaorako tokoa izao: Ny Ranao sy ny Tenanao ...
Lecture des contenus

118-MANGETAHETA aho...

MANGETAHETA aho, Ry Vatolampiko; Ny hetaheta afaho, R y Rano Vel ...
Lecture des contenus

119-MBA mamindra fo amin...

MBA mamindrà fo aminay Ry Jesoa Tompo ô Fa tsy miendrik ...
Lecture des contenus

BATISA MASINA - Nombre ( 2 )

120-Ry Ray Tsitoha, Zay ...

Ry Ray Tsitoha, Zay namorona Izao rehetra izao, Mba mijere ny zanak ...
Lecture des contenus

121-RY Tompo ô, tsinjovi...

RY Tompo ô, tsinjovinao Ny mila famonjena, Ka ta-hatao batisa ...
Lecture des contenus

KONFIRMASIONA - Nombre ( 1 )

122-ATOLOTRO Anao anio...

ATOLOTRO Anao anio Ny foko, Tompo tia! Ka ahitsio ny làlako ...
Lecture des contenus

MARIAZY MASINA - Nombre ( 1 )

123-NY feon’ny Tsitoha...

NY feon’ny Tsitoha No nitahiany Ny razana mivady Vao nofo ...
Lecture des contenus

FANDEVENANA - Nombre ( 1 )

124-RY mpisaona malahelo...

RY mpisaona malahelo, Mijere ny Tomponao, Zay namindra ny malala ...
Lecture des contenus

ANDRO EMBERA - Nombre ( 2 )

125-RY Tompo ao an-danit...

RY Tompo ao an-danitra ô, Aidino ny Fanahinao, Mba hitahianao ...
Lecture des contenus

126-HE! Sahanao Mpamonjy...

HE! Sahanao Mpamonjy ô, izao rehetra izao Ka be izao ny vokatr ...
Lecture des contenus

FANATERAM-BOKATRA - Nombre ( 4 )

127-NAMAFY ny mpamafy...

NAMAFY ny mpamafy Ny voa naniry teo, Ka herinandro maro Vao nisy ...
Lecture des contenus

128-Ry Tompom-pahavokatr...

Ry Tompom-pahavokarana ô,        & ...
Lecture des contenus

129-MAMAFY re isika...

MAMAFY re isika Ny voam-bary soa Kanefa ny mpandena Dia Andriam ...
Lecture des contenus

130-AOKA mba hisaorana...

AOKA mba hisaorana Tompo Andriamanitra, Fa tsy manam-parany Fom ...
Lecture des contenus

FITOKANAN-TRANO FIANGONANA - Nombre ( 1 )

131-ITY natsangana ho An...

ITY natsangana ho Anao, Naorinay ho tranonao Ry Tompo ô, ka m ...
Lecture des contenus

HATAON’NY ZAZA - Nombre ( 3 )

132-AVIA, ry zazakely...

AVIA, ry zazakely, Rankizy, mba avia, Mahaiza re midera Ny Tomp ...
Lecture des contenus

133-NY tenin’ny anjelty...

NY tenin’ny anjely Henoy ry namako, Fa tonga Jesoa Kristy ...
Lecture des contenus

134-MISY Sakaizan-jazake...

MISY Sakaizan-jazakely Ary an-danitra, Sakaiza tsy miova, Fa tia ...
Lecture des contenus

FIHIRANA - Nombre ( 119 )

135-TARIHO, ry Mazava ma...

TARIHO, ry Mazava mahasoa Ny diako, Fa sarotra sy maizina tokoa N ...
Lecture des contenus

136-JESOA Mpamonjy Mpian...

JESOA Mpamonjy Mpiandry tokoa, Ampivereno hanaraka Ano Ondry mania ...
Lecture des contenus

137-AN-DANITRA ny Ray...

AN-DANITRA ny Ray, ka takona ety; Mba ento aho, Kristy ô Ho ...
Lecture des contenus

138-AOKA ho an’Andriamni...

AOKA ho an’Andriamanitra Ny fanendrena ny làlanao, Fa h ...
Lecture des contenus

139-AIZA no halehantika...

AIZA no halehantsika Handosirana ny faty, Hisatroham-bolamena, Hi ...
Lecture des contenus

140-MIVOAHA re ny lanit...

MIVOHA re  ny lanitra Hidiranao, ry ory ô! Ka miezaha fat ...
Lecture des contenus

141-HE! Vita, eny vita...

HE! Vita, eny vita Ny ady mafy teo: mivoha re ny lanitra hidiran ...
Lecture des contenus

142-NY lohan’ny Eklesia...

NY lohan’ny Eklesia Dia Jesoa Tompony Ny Rano aman-teny N ...
Lecture des contenus

143-RAHA mafy ny manjo...

RAHA mafy ny manjo, raha be ny hovitray, raha malahelo fo, Mihain ...
Lecture des contenus

144-MPAMONJY ô! Tsy hita...

MPAMONJY ô! Tsy hita, Kanefa tianay, Anara-mani-pofona Sy ...
Lecture des contenus

145-Hatao anie ny sitrap...

Hatao anie ny sitraponao NA mafy aza  no manjo Sy lavitra ny d ...
Lecture des contenus

146-RY, Salema volamena...

FIZARANA I RY, Salema volamena, Ry tanàna feno soa Voaori ...
Lecture des contenus

147-HE! Avia, hoy ny Tom...

HE! Avia, hoy ny Tompo, Ry vahiny ô! Miadàna, ry mpano ...
Lecture des contenus

148-MISY tany soa alhe...

MISY tany soa aleha Tany feno soa tokoa: Tsy manasatra mpandeha ...
Lecture des contenus

149-RY Ray malala! Aseho...

RY Ray malala! Asehoy Ny hasoavanao Sasao ho afa-keloka, Ekeo ho ...
Lecture des contenus

150-RAHA maizina ny làla...

RAHA maizina ny làlana Jehovah Tompo ô, Hianao no ianki ...
Lecture des contenus

151-AVIA, ry mpitomany e...

AVIA, ry mpitomany e ‘Zay malahelo fo Fa Jesoa hampitsahatra ...
Lecture des contenus

152-JEREO ny fahavanlona...

JEREO ny fahavalonay Izay miady aminay, Fa maro ka tsy tohanay ...
Lecture des contenus

153-O! Ry mpivahiny...

O! Ry mpivahiny Sasatra aty, He! Ankehitriny No aleha ary; ...
Lecture des contenus

154-ASANAY ny vavaka...

ASANAY ny vavaka, Fangatahanay ny soa; Izahay tsy ketraka, Fa mb ...
Lecture des contenus

155-TSARA e, ny lapanao...

TSARA e, ny lapanao Takona ao an-danitra; Tsara e ny toeranao A ...
Lecture des contenus

156-NY masoandro lehibe...

NY masoandro lehibe, Ny volana aman-kintana Nataonao hampiravaka ...
Lecture des contenus

157-IZAY ho ao an-danitr...

IZAY ho ao an-danitra Toa hita rano be, Kanefa tsy ho safotra F ...
Lecture des contenus

158-MANDRAISA, Tompo ô...

MANDRAISA, Tompo ô Ny fanapahanao, Tapaho, Kristy ô ...
Lecture des contenus

159-RY paradisa masina...

RY paradisa masina! Te-hiditra ao ‘zahay Maniry mba handray i ...
Lecture des contenus

160-HENOY, henoy! Ry nam...

HENOY, henoy! Ry namako rehetra ‘Lay fihiran’anjely namanao ...
Lecture des contenus

161-RY miaramila, mandro...

RY miaramila, mandrosoa izao, Kristy Kapiteny mialoha anao Kristy no Mpan ...
Lecture des contenus

162-JESOA Tompo mora fo...

JESOA Tompo mora fo, ‘Ndreto re ny olonao, Tonga mba hifona i ...
Lecture des contenus

163-FITOERAN’ny mazava...

FITOERAN’ny mazava Ziona ao an-danitra Tranon’ny Mpanja ...
Lecture des contenus

164-NY feon’i Jesoa reko...

NY feon’i Jesoa reko hoe: “Avia ry ory ô Izay mias ...
Lecture des contenus

165-HANDALO faingana...

HANDALO faingana Ny taona sisa aty Dia hody mandry izahay Hiala ...
Lecture des contenus

166-NY Tompo no Mpanjaka...

NY Tompo no Mpanjakanay Mpiandry be fitia Ka afa-tahotra izahay ...
Lecture des contenus

167-RY zanak’olombelona...

RY zanak’olombelona, Hobio Jehovah Tomponao; Tompoy an-kafali ...
Lecture des contenus

168-JESOA no Mpiandry...

JESOA no Mpiandry Mampifaly fo; Izy no mitondra Ho an-dohasaha ...
Lecture des contenus

169-RY Andriamanitra-deh...

RY Andriamani-dehibe, Mpanao izao rehetra izao, Ny firenena marobe ...
Lecture des contenus

170-JESOA fiereko ô...

JESOA fiereko ô Mijere ny olonao Mafy re izay manjo Ny mp ...
Lecture des contenus

171-JEROSALEMA malaza...

JEROSALEMA malaza, Irinay hianao, Tsy reraka ny fonay Mihevitra ...
Lecture des contenus

172-HALELOIA! Laza, hery...

HALELOIA! Laza, hery An’i Jesoa, ka hirao; Haleloia! Izy irey, ...
Lecture des contenus

173-RY Tompo, sambatra i...

RY Tompo, sambatra izahay Raha raisinay ny zioganao ‘Lay mora ...
Lecture des contenus

174-RY Andriamnitry ny f...

RY Andriamanitry ny famonjena Sy kintana antenain’ny firenena, ...
Lecture des contenus

175-ARY no misy tany soa...

ARY no misy tany soa, ‘Zay tsara lavitra, Tsy misy alahelo ko ...
Lecture des contenus

176-MISY olona hiantrana...

MISY olona hiantrana ‘Zao mandalo eto ‘zao; Misy olo-mi ...
Lecture des contenus

177-NAHOANA moa ny olona...

NAHOANA moa ny olona Mivezivezy, dodona, Manao andiany betsaka? ...
Lecture des contenus

178-RY Jesoa Tompo ô...

RY Jesoa Tompo ô Hevero aho e! Mba diovy, eny, mba sasao, ...
Lecture des contenus

179-MPIANDRY ô, momba an...

MPIANDRY ô, momba anay Alaim-panahy izao, Omeo hery izahay ...
Lecture des contenus

180-JESOA Tompo! Vatolam...

JESOA Tompo! Vatolampy Vato voafantina, Mba ho fanorena-mafy &l ...
Lecture des contenus

181-HIANAO no fantatray...

HIANAO no fantatray, Ry Jesoa Tomponay; Ny asanao no fantatray Na ...
Lecture des contenus

182-HE! Tonga ho antsika...

HE! Tonga ho antsika Ny Tompo mora fo Mpamonjy Havantsika Ilay m ...
Lecture des contenus

183-AOKA hoderain’ny lan...

AOKA hoderain’ny lanitra Hianao, Ray Masina ô! Fa marina ...
Lecture des contenus

184-RY tompo Zanaharinay...

RY Tompo Zanaharinay Misaotra Anao’zahay izao Noho ny fitahia ...
Lecture des contenus

185-ITY tany ity fandalo...

ITY tany ity fandalovam-bahiny Izao foko’zao tsy hiorina aty N ...
Lecture des contenus

186-HIRAO, ry mponina ao...

HIRAO, ry mponina ao an-danitra ao, Hirao ny dera tokiny hatao Hira ...
Lecture des contenus

187-MBA afafazo re...

MBA afafazo re, Ny voanao izao, ka aza mba matahotra sao tsy ho ...
Lecture des contenus

188-HO fanjakan’ny Tompo...

HO fanjakan’ny Tompontsika Izao rehetra izao tokoa Ka Izy no ...
Lecture des contenus

189-DERA ho Anao, ry Rai...

JBDERA ho Anao, ry Rainay ô! Omen’izao rehetra izao, Fa ...
Lecture des contenus

190-ENTO aho, Jesoa ô...

ENTO aho, Jesoa ô Mpivahiny raha ety Tano aho ho Anao Ka vi ...
Lecture des contenus

191-ARY an-danitra...

ARY an-danitra No misy fonenana Ka tsy mba miditra ao Ny fahori ...
Lecture des contenus

192-Ry ory manantona...

“Ry ory manatona Ny fitsaharana” He! Feo mahafaly N ...
Lecture des contenus

193-TSY ny hahazo zavatr...

TSY ny hahazo zavatra Ary an-danitra No itiavako Anao, Ry Andriamani ...
Lecture des contenus

194-IZAY atolotray...

IZAY atolotray Anao ry Tompo ô, Dia tsy anay re, fa Anao ...
Lecture des contenus

195-MPANJAKAM-pirenena ô...

MPANJAKAM-pirenena ô, Henoy ny vavakay ‘Zay mitaraina a ...
Lecture des contenus

196-RY Tompo zanaharinay...

RY Tompo zanaharinay Manati-tsaotra izahay Fa efa novelominao K ...
Lecture des contenus

197-TSY zakako mihitsy...

TSY zakako mihitsy Ny mahafoy Anao Ry Jesoa ô, Mpamonjy I ...
Lecture des contenus

198-TSY hitanay ny Tavan...

TSY hitanay ny Tavanao, Ry zanak’Andriamanitra; Tsy nifanena ta ...
Lecture des contenus

199-JESOA no anarana...

JESOA no anarana Feno fitiavana, Manambara soa be Sy deran&rsquo ...
Lecture des contenus

200-HE! Maintso ‘lay hav...

HE! Maintso ‘lay havoana Ivelam-bohitra Dia lehy nanombohana ...
Lecture des contenus

201-AMPANATONY aho, Tomp...

AMPANATONY aho, Tompoko ô, Mba ho akaikinao be indrafo; ‘Zao ...
Lecture des contenus

202-NY Tompo, raha vao m...

NY Tompo, raha vao manao Veloma ny taty Namelà ny Mpananatra Ho a ...
Lecture des contenus

203-JEHOVAH no Mpiandry ...

JEHOVAH no Mpiandry ahy Mpamelombelona sy Mpiahy; Mijery ahy ny masony: ...
Lecture des contenus

204-HE! Tsinjoko izao ir...

HE! Tsinjoko izao iry Havoan-davitra iry Izay fonenam-pamonjena Sy vato ...
Lecture des contenus

205-ENDREY! Izany famonj...

ENDREY! Izany famonjena Dia zava-tsoa tokoa Nomen’i Jesoa tompontsi ...
Lecture des contenus

206-Ry fanahiko, henoy...

Ry fanahiko, henoy Feon’i Jesoa Tomponao Izy manontany hoe: &ldquo ...
Lecture des contenus

207-INJAO, mitsangana Je...

INJAO, mitsangana Jesoa Am-baravarantsika Miandry mba hantsoina Hanketo ...
Lecture des contenus

208-HE! Reko re ny feo...

HE! Reko re ny feo Nanaigana anay aty Mba ho sasan’ny Ranao soa &l ...
Lecture des contenus

209-ANKJELY marobe...

ANKJELY marobe Ary an-danitra Miara-manome An’Andriamnitra Halelo ...
Lecture des contenus

210-NY tianao, Ray ô...

NY tianao, Ray ô Fa tsy ny tiako Izao atoronao No mba halehako ...
Lecture des contenus

211-NY Tranonao, Ray ô...

NY Tranonao, Ray ô Ddia tianaty tokoa, tsy tratry ny hevitray ny f ...
Lecture des contenus

212-MIANTRA ny firenena...

MIANTRA ny firenena Ry Jesoa Tomponay Ambarao ny famonjena ‘Zay na ...
Lecture des contenus

213-MPAMONJY ô, fafazo r...

MPAMONJY ô, fafazo rano Ny firenena maro be Efao ny teny fikasanao, ...
Lecture des contenus

214-RY Ray Tsitoha, Hian...

RY Ray Tsitoha, Hianao Mahery mba hamonjy izao, Ny sandrinao manapaka Ny ...
Lecture des contenus

215-NY Hazo fijalianao...

NY Hazo fijalianao Ry Jesoa Tomponay Maneho ny fitianao Dia iankinanay ...
Lecture des contenus

216-JESOA Zanahary...

JESOA Zanahary Masina sy to Nanome ny ainao Noho ny olonao 2.Tsy ni ...
Lecture des contenus

217-RAHA andrandraiko ny...

RAHA andrandraiko ny Lakroa Mpanjakam-boninahitra ô, Mifikitra amin ...
Lecture des contenus

218-RY Mpiandry tia anay...

RY Mpiandry tia anay, Mba tandremo izahay, Fa mehry Hianao, Mahasoa ny o ...
Lecture des contenus

219-MIARAMILA ô...

MIARAMILA ô, Mba mitsangana re Ka raiso fiadiana Ka mahereza e! ...
Lecture des contenus

220-JESOA Vatolampinay...

JESOA Vatolampinay, Mba arovy izahay, Ka ny fon’ny mba sasao Manaf ...
Lecture des contenus

221-MISY Sabata ‘zay mah...

MISY Sabata ‘zay mahafinaritra ‘Zay ifalian’ny Santa an- ...
Lecture des contenus

222-ANDRIAMANITRA lehibe...

ANDRIAMANITRA lehibe Miasa tsy tapaka Hahatanteraka ny fika Sana nataony ...
Lecture des contenus

223-RY Ziona mitsangàna...

RY Ziona mitsangàna Ka mihazava izao, asehoy ny fahazavanao &lsqu ...
Lecture des contenus

224-MIDERA ny Tompo Avo...

MIDERA ny Tompo Avo, Ry anjely masina ô! Amim-peo miravoravo Mider ...
Lecture des contenus

225-ISAORANA Hianao...

ISAORANA Hianao, Ry Rainay Zanahary, Ny Fanomezanao Ataonao lavorary: H ...
Lecture des contenus

226-DERAO ny Mpanjaka...

DERAO ny Mpanjaka Malaza tokoa, Hobio ny fitia Tsy hita noanoa; Ny lani ...
Lecture des contenus

227-RAINAY Masina ô atre...

RAINAY Masina ô atreho Ny fivavakay Ka ny havanay malala Mba ombay ...
Lecture des contenus

228-RY Jesoa Tompo be fi...

RY Jesoa Tompo be fitia Tsy tofoka amin’ny mania, Henoy ary andapan ...
Lecture des contenus

229-AVIA, miondreha...

AVIA, miondreha Ry vazan-tany ô! Fa lehibe Jehovah, Ka masina sy t ...
Lecture des contenus

230-RY mponina ao an-dan...

RY mponina ao an-danitra, Derao Andriamanitra, Ka Hirao ny Haleloia Ry K ...
Lecture des contenus

231-MAFY ny ady, miadia...

MAFY ny ady, miadia Aza miamboho , matokia Misy Mpamonjy momba anao Sand ...
Lecture des contenus

232-IZA, iza, iza...

IZA, iza, iza? Jesoa , Jesoa, Tomponao!: Zay Mpanjaka nivahiny Tonga ind ...
Lecture des contenus

233-ANJELY masina...

ANJELY masina, Izay miandry ao An-danitra hanoa An’Andriamanitra, ...
Lecture des contenus

234-MIDERA ny Anaranao...

MIDERA ny Anaranao ‘Zahay ry Tompo ô! Ka hira no ventesinay h ...
Lecture des contenus

235-IZAO toetrako izao...

IZAO toetrako izao, No anatonako Anao, Tsy mba miala tsiny re, Ry Zanak& ...
Lecture des contenus

236-RY Zanahary Tompo ô...

RY Zanahary Tompo ô Anao ny dera lehibe; He! Izahay re tia Anao, R ...
Lecture des contenus

237-RAY Tsitoha, mba tsi...

RAY Tsitoha, mba tsinjovy Dianay vahiny ety. Isan’alina irinay Haz ...
Lecture des contenus

238-JESOA be fiantra...

JESOA be fiantra Zanaky ny Ray, Feonay mahantra Mba henoy izao. 2 O ...
Lecture des contenus

239-NY Lakroan’ny Tompo ...

NY Lakroan’ny Tompo miantafika izao Ka sahia mandroso hianao Mba ha ...
Lecture des contenus

240-JEROSALEMA soa...

JEROSALEMA soa, Tanàna an-kirako, Honenanko tokoa Ho fifaliako H ...
Lecture des contenus

241-RY Tompo ny fanahiko...

RY Tompo ny fanahiko Mangetaheta Anao, Ka toa diera sasatra Maniry rano& ...
Lecture des contenus

242-JEHOVAH Tompo ô...

JEHOVAH Tompo ô! Tahio sy hatsarao ny taninay; tahio ny namanay ho ...
Lecture des contenus

243-JESOA Tompo lehibe...

JESOA Tompo lehibe Iraky ny Rainy Nolatsain’ny marobe; Tsy mba noh ...
Lecture des contenus

244-JESOA, hoderaina...

JESOA, hoderaina Ny Anarany, Sy hankalazaina Voninahiny; Sitrak’i ...
Lecture des contenus

245-Ny andro vao maraina...

Ny andro vao maraina koa, No hihiram-pisaorana Ny Tompo tia sy Mpanasoa, ...
Lecture des contenus

246-ALAHADY andro soa...

ALAHADY andro soa, Hiderana Anao ry, Ray ‘Zay namorona avokoa &lsq ...
Lecture des contenus

247-ENDREY! Ry mpivahiny...

ENDREY! Ry mpivahiny, Ny hasambaranao Manara-dia iny Mpamonjy Tomponao ...
Lecture des contenus

248-AVIA, ry Fanahy ô...

AVIA, ry Fanahy ô, Tahio ‘zahay izao, Hitombo hanamasinana, ...
Lecture des contenus

249-RAISO aho, Tompo ô...

RAISO aho, Tompo ô! Fa te-ho mpanomponao; Raiso koa ny androko Ka ...
Lecture des contenus

250-ASAN’Andriamanitra...

ASAN’Andriamanitra Izao rehetra izoa, Ka ny voninahitra Omeo ny Ra ...
Lecture des contenus

251-RY Tompo, hatanjahon...

RY Tompo, hatanjahonao Ny tànana nandray izao Ireto Zava-masinao ...
Lecture des contenus

252-RY Tompo ô, fonenana...

RY Tompo ô, fonenanay, Ampinga Hianao Fiarova-mahatoky koa Sy famo ...
Lecture des contenus

253-HOSANA! Nataon’ny an...

HOSANA! Nataon’ny ankizy soa ‘Zay nidera ny Tompo tary Salema; ...
Lecture des contenus

LITANY - Nombre ( 1 )

254-ZANAHARY tia ahy...

ZANAHARY tia ahy Dia ny Ray sy Zanaka Ary koa ny Fanhy Miantrà ny ...
Lecture des contenus

(HO AN’NY EKLESIA) - Nombre ( 1 )

255-ANDRIAMaNITRA Tompo ...

ANDRIAMANITRA Tompo ô Ray, Fanahy, Zanaka Henoy ao an-dapanao Trin ...
Lecture des contenus

(HATAON’NY ZAZA) - Nombre ( 1 )

256-ANDRIAMANITRA Tompo ...

ANDRIAMANITRA Tompo ô! Ray, Fanhy, Zanaka Henoy ao an-dapanao Trin ...
Lecture des contenus

METY HATAO AMIN’NY (FOTOAM-PIFADIANA) - Nombre ( 1 )

257-RAY be valianay rats...

RAY be valianay ratsy, Kristy nihantona tamin-dakroa Ny Parakleto mampiai ...
Lecture des contenus

NY HAZO FIJALIANA - Nombre ( 1 )

258-He! Ny akanjony...

He! Ny akanjony Voaloton-dra; He! Mitomany ny Havany 2.Mavesatra en ...
Lecture des contenus

ANTIFONA FANAO AMIN’NY PASKA - Nombre ( 1 )

259-Voavono Kristy Paska...

Voavono Kristy Paska ho antsika: ka dia aoka isika hanao andro firavoravoan ...
Lecture des contenus

ADVENTA - Nombre ( 3 )

260-RY Jesoa ô, Mpanavot...

RY Jesoa ô, Mpanavotra, Mpamorona ny kintana; Mba hazavao ny olonao ...
Lecture des contenus

261-HENOY ny feo mora re...

HENOY ny feo mora re Manaisotra ny aizina: Miarena ry rendrehana Miseho ...
Lecture des contenus

262-O Sapientia...

O Sapientia” (16 Décembre) Ry Tena Fahendrena ô, Izay n ...
Lecture des contenus

KRISTMASY - Nombre ( 2 )

263-RY Jesoa ô, Mpanavot...

RY Jesoa ô, Mpanavotra Sy Andriky ny Ray Tsitoha Mitovy voninahitra ...
Lecture des contenus

264-MANAOVA fihiram-baov...

MANAOVA fihiram-baovao Maneram-bazantany e Ka arahabao ny Tompontsika Na ...
Lecture des contenus

NY TSY MANAN-TSINY - Nombre ( 1 )

265-HE! Arahaba, zaza e...

HE! Arahaba, zaza e! ‘Zay novonoin’i Heroda Ka toy ny raozy v ...
Lecture des contenus

EPIFANIA - Nombre ( 1 )

266-HE! Atahoran’i Herod...

HE! Atahoran’i Heroda Mpanenjika masiaka Ny Fanjakan’ny Tompo ...
Lecture des contenus

NY ALAHADY SY NY ANDAVANANDRO - Nombre ( 14 )

267-Ny masoandro lasa iz...

Ny masoandro lasa izao NY Masoandro lasa izao, Ry Unité Mazava &oc ...
Lecture des contenus

268-MPAMORONA Tsitoha ô...

MPAMORONA Tsitoha ô, Mpandamina ny andronay, Alahatrao mba ho anay ...
Lecture des contenus

269-RY Andriananahary ô...

RY Andriananahary ô “Misia Mazava” teninao No nahariana ...
Lecture des contenus

270-RY Jesoa Fahazavana ...

RY Jesoa Fahazavana ô, Ny Endriky ny Ray Tsitoha, Mazava marina Hia ...
Lecture des contenus

271-RY Fahendrena masina...

RY Fahendrena masina ô Nahary izao rehetra izao Nasianao habakabaka ...
Lecture des contenus

272-MISEHO sy mazava iza...

MISEHO sy mazava izao, Miantsoi Jesoa Tompontika Hanaraka azy Mpanome Fi ...
Lecture des contenus

273-RY Andriananahary ô...

RY Andriananahary ô, Hianao no namapisaraka Ny tany sy ny rano be ...
Lecture des contenus

274-MIALA izao ny aizina...

MIALA izao ny aizina ‘Zay atahoran’olona Miposaka aminay indr ...
Lecture des contenus

275-RY Tompo sy Mpanjaka...

RY Tompo sy Mpanjakanay, Hianaop nanao ny lanitra, Sy nanazava azy koa N ...
Lecture des contenus

276-NY masoandro dia mis...

NY masoandro dia miseho, Mazava indray ny lanitra, Ka resy sady foana Ny ...
Lecture des contenus

277-RY Tompo Zanahary ô...

RY Tompo Zanahary ô Ny vorona manidina Sy hazandrano marobe, Dia n ...
Lecture des contenus

278-RY Jesoa, Rtompon-da...

RY Jesoa, tompon-danitra ô, Mpamonjy izao tontolo izao Hianao no Za ...
Lecture des contenus

279-RY Zanahary Tokana ô...

RY Zanahary Tokana ô Hianao ihany namorona Izay rehetra manan&rsquo ...
Lecture des contenus

280-MIPOSAKA atsinanana...

MIPOSAKA atsinanana Ny masoandro asanao, Ho lasa toy ny aizina Ny ratsy ...
Lecture des contenus

NY FOTOAM-PIFADIANA - Nombre ( 4 )

281-HENOY, ry Zanahary ô...

HENOY, ry Zanahary ô Ny vavakay mpanomponao Mitandrina fotoana Voa ...
Lecture des contenus

282-RY Jesoa Masoandrona...

RY Jesoa Masoandronay, Miala izao ny aizina Miseho ny mazava e, Mba haza ...
Lecture des contenus

283-JEREO! Mieho ny Lakr...

JEREO! Mieho ny Lakroa Fanevan’ny Mpanjakantsika Fa azontika fiaina ...
Lecture des contenus

284-TELO-POLO taona teto...

TELO-POLO taona teto, Araka ny fombantsika No nonenan’ny Mpamonju ...
Lecture des contenus

PASKA - Nombre ( 3 )

285-Ity no Andro nataon’...

Ity no Andro nataon’i Jehovah: hifaly sy ho ravoravo amin’izao isika At ...
Lecture des contenus

286-TAFITA voadio isika...

TAFITA voadio isika, Ny lamba nofotsiana No fitafiantsika izao, Amim-pan ...
Lecture des contenus

287-MISEHO ny mazava e...

MISEHO ny mazava e, Mihoby izao ny lanitra Mifaly izao tontolo izao Fa r ...
Lecture des contenus

NIAKARANA - Nombre ( 2 )

288-RY Jesoa Fifalianay...

RY Jesoa Fifalianay Mpanavotra ny olonao Mpamonjy sy Mpamorona Mba hazav ...
Lecture des contenus

289-MPANJAKA ao an-danit...

MPANJAKA ao an-danitra ô, Mpanavotra ny olonao Anao ny voninahitra ...
Lecture des contenus

PENTEKOSTA - Nombre ( 1 )

290-NY andro Pentekosta ...

NY andro Pentekosta e: No ifaliantsika indray; Ny Parakelto nidina Tambo ...
Lecture des contenus

NY ALAHADIN’NY TRINITE - Nombre ( 2 )

291-RY Trinite sy Unite...

RY Trinite sy Unite Mpifehy izao tontolo izao, ekeo ny fitsaohanay atolo ...
Lecture des contenus

292-INDRO, ny aizin-alin...

INDRO, ny aizin-alina misava Mamirapiratra any atsinanana Ny masoandro; a ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY APOSTOLY SY EVANJELISTA - Nombre ( 1 )

293-HE! Miravoa sy mifal...

HE! Miravoa sy mifalia Ry tany aman-danitra ô Fa he! Be voninahitra ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY APOSTOLY SY NY EVANJELISTA RAHA TANDREMANA AMIN’NY ANDRO ANELANELAN’NY PASKA SY NY PENTEKOSTA - Nombre ( 2 )

294-Ny Apostoly, masina...

Ny Apostoly, masina Dia azon’alahelo be, Nisaona an’i Jesoa T ...
Lecture des contenus

295-Ny andro Paska fahiz...

Ny andro Paska fahizay Dia andro fifaliam-be, Fa Jesoa tafatsangana No h ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY MARITIORA - Nombre ( 2 )

296-RY Mpanome ny valiso...

RY Mpanome ny valisoa Ny miaramil’ miendrika Ny fandresen’ny ...
Lecture des contenus

297-RY Maritiora sambatr...

RY Maritiora sambatra Mpanaraka ny Tompontsika Mpandresy hianao izao Mif ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY MARITIORA ROA NA MIHOATRA - Nombre ( 2 )

298-FALY tokoa izao...

FALY tokoa izao Ny olon-Kristiana, Mitandrina andro soa Ho fahatsiarovan ...
Lecture des contenus

299-Ry Kristy ô Mpanjaka...

Ry Kristy ô Mpanjaka soa Hianao Mpitari-dàlana Izay manaraka ...
Lecture des contenus

NY FETSAN’NY KONFESORA - Nombre ( 3 )

300-LAY Konfesora ‘zay t...

LAY Konfesora ‘zay tsaroantsika, Dia derain’ny olon-Kristiana, ...
Lecture des contenus

301-RY Jesoa Kristy, Hia...

RY Jesoa Kristy, Hianao Manendry ny evekenao, Hitondra sy hitandrina Ny ...
Lecture des contenus

302-Ry Jesoa fahamarinan...

Ry Jesoa fahamarinana ô Hianao ihany no manome Ny valisoa ho an&rsq ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY VIRIJINA - Nombre ( 1 )

303-RY Jesoa Kristy Tomp...

RY Jesoa Kristy Tompo ô ‘Zay Zanak’i Maria Virijina Ton ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY VEHIVAVY MARINA SISA - Nombre ( 1 )

304-LAY vehivavy masina...

LAY vehivavy masina Tsaroantsika anekhitirny, dia manam-boninahitra izao ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’I SANTA MARIA - Nombre ( 2 )

305-RY Maria malaza...

RY Maria malaza Reny nefa virijina, ‘Zay naterakao no Andriamanint ...
Lecture des contenus

306-MARIA Virijina Samba...

MARIA Virijina Sambatra ô Tafakatra izao ary, Nampinonoinao taloha ...
Lecture des contenus

NY ANDRO FITOKANANA NY TRANO FIVAVAHANA? NA NY ANDRO FAHATSIAROVANA IZANY - Nombre ( 0 )


NY NIOVAN’I SANTA PAOLY KRISTIANA - Nombre ( 1 )

307-RY Kristy ô, nomenao...

RY Kristy ô, nomenao ny Eklesianao Paoly, ‘lay mpampianatra ny ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’I SANTA JOSEFA - Nombre ( 2 )

308-JOSEFA dia derain’ny...

JOSEFA dia derain’ny ao an-danitra, Ary ny Kristiana ay an-tany koa, ...
Lecture des contenus

309-FALY Tokoa ireo anje...

FALY Tokoa ireo anjely maro Noho ny hatsaran’ny Santa Josefa Satria ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY NAHATERAHAN’I SANTA JAONA MPANAO BATISA - Nombre ( 2 )

310-RY Jesoa, ampio ‘zah...

RY Jesoa, ampio ‘zahay hidera Ny asa mahagaga izay miseho Tamin&rsq ...
Lecture des contenus

311-RY Kristy ô, deraina...

RY Kristy ô, derainay Santa Jaona Mpanao-batisa, Maritiora, Profeta, ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’I SANTA PETERA - Nombre ( 2 )

312-RY Jesoa Kristy, Mpa...

RY Jesoa Kristy, Mpanome ny valisoa, Faly sy ravoravo ny Eklesia, Mitandr ...
Lecture des contenus

313-RY Jesoa Mpiandry Ts...

RY Jesoa Mpiandry Tsara ô , voantsonao Petera ho mpamahana ny ondrin ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’I SANTA MARIA MAGDALENA - Nombre ( 2 )

314-RY Rainay ao an-dani...

RY Rainay ao an-danitra ô, Ny fitiavan-dehibe No novelominao tam-po ...
Lecture des contenus

315-RY Zanaky ny Ray Tsi...

RY Zanaky ny Ray Tsitoha; Noraisinao ‘lay Santanao Izay mpibebaka t ...
Lecture des contenus

NY ANDRO AHATSIAROVANA NY GADRAN’I SANTA PETERA - Nombre ( 2 )

316-RY Jesoa Mpiandry ts...

RY Jesoa Mpiandry tsara ô, voantsonao Petera ho mpamahana ny ondrina ...
Lecture des contenus

317-RY Kristy ô, nomenao...

RY Kristy ô, nomenao fahefana be, Santa Petera Apostoly masina; Aok ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY NIOVAN’NY TOMPO TAREHY - Nombre ( 2 )

318-IZAY mitady fatratra...

IZAY mitady fatratra, Ny nisehoan’ny Tompontsika: Miandrandrà ...
Lecture des contenus

319-RY Jesoa Fahazavana ...

RY Jesoa Fahazavana soa, Mba diovy ny fanahinay Roahy koa ny aizina Ka a ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY ANARANA MASINA - Nombre ( 2 )

320-RY Jesoa mahasoa tok...

RY Jesoa mahasoa tokoa Na dia ny mahatsiaro Anao Kanefa tsara lavitra Ny ...
Lecture des contenus

321-RY Jesoa Kristy be f...

RY Jesoa Kristy be fitia Mpanjakan’ny anjely ô He! Mamy ny An ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’I SANTA LAURENT MARITIORA - Nombre ( 0 )


NY FESTAN’I SANTA MIKAELY SY NY ANJELY REHETRA - Nombre ( 2 )

322-Ry Jesoa, Endriky ny...

Ry Jesoa, Endriky ny Ray, fiainan’ny mpanomponao midera Anao ny Ekl ...
Lecture des contenus

323-KRISTY Mpamorona Anj...

KRISTY Mpamorona Anjely tsara ô Mpanavotra ny olonao rehetra, Tarih ...
Lecture des contenus

NY FESTAN’NY SANTA REHETRA - Nombre ( 2 )

324-RY Kristy ô, Mpamonj...

RY Kristy ô, Mpamonjy anay Hianao no ivavahanay Ka aoka hanampy ana ...
Lecture des contenus

325-RY Jesoa ô, Fiainana...

RY Jesoa ô, Fiainanay, Aoka hivavaka ho anay, Maria Virijina Renina ...
Lecture des contenus

FANKALAZANA NY SAKRAMENTA MASINA - Nombre ( 1 )

326-MIDERA izao, ry foko...

MIDERA izao, ry foko, zavatra miafina, dia ny Tenan’i Jesoa Kristy ...
Lecture des contenus

MARAINA - Nombre ( 3 )

327-MAZAVA izao ny lanit...

MAZAVA izao ny lanitra Miala izao ny aiazina Ry Trinité Isaoranay ...
Lecture des contenus

328-AVIA Fanahy Masina ô...

AVIA Fanahy Masina ô Omeo ny herinao ‘zahay Ka mitoera ao ami ...
Lecture des contenus

329-RY tomponay Tsitoha ...

RY tomponay Tsitoha ô Mpandahatra ny andronay, Fa tonga ho anay iza ...
Lecture des contenus

HARIVA - Nombre ( 1 )

330-RY Tompo Andriamanit...

RY Tompo Andriamanitray Mpanao izao tontolo izao Hianao no Masoandronay ...
Lecture des contenus

NY HIRA FANAO AMIN’NY KOMPLINA - Nombre ( 1 )

331-MIVAVAKA aminao’zaha...

MIVAVAKA aminao’zahay Alohan’ny handrianay, Fa Hianao no aron ...
Lecture des contenus

KOMONIONA MASINA - Nombre ( 7 )

332-RY Trinité Isaorana...

RY Trinité Isaorana Ray, Zanaka, Fanahy ô, Tonga eto anatrer ...
Lecture des contenus

333-TIANAY ny Teninao...

TIANAY ny Teninao, Jesoa Kristy Tompo ô, Ka hihaino izahay, Amim-p ...
Lecture des contenus

334-RY Rainay ao an-dani...

RY Rainay ao an-danitra ô, Atolotray Anao Ny mofo izay voavotray H ...
Lecture des contenus

335-AVIA, ry Fanahy, ka ...

AVIA, ry Fanahy, ka tahio Ireto mofo sy divay ireto Ho Tenan’i Jeso ...
Lecture des contenus

336-AOKA hi sina izao ny...

AOKA hi sina izao ny lela Aoka hangovitra ny fo Aza sainina ny mandalo, ...
Lecture des contenus

337-RAY ô, mba tsinjovy ...

RAY ô, mba tsinjovy ny zanakao izao, mandohalika eto anatrehanao, F ...
Lecture des contenus

338-RAY ô be indrafo mpa...

RAY ô be indrafo mpanome ny zava-tsoa Andriamanitra Tsitoha Henoy n ...
Lecture des contenus

ATAO REHEFA VITA NY TSODRANO - Nombre ( 3 )

339-DERA ho anao, ry Mpa...

DERA ho anao, ry Mpanjakanay any an-danitra Andriamanitra Velona mandrakiz ...
Lecture des contenus

340-OMEONAO, ry Tompo...

OMEONAO, ry Tompo, hery tokoa izahay Ka raiso ny saotranay, Trinité ...
Lecture des contenus

341-MIDERA hianao, ry Zi...

MIDERA hianao, ry Ziona Ry Mpamonjy sy Mpanjaka Amim-pifaliana; Ka sahia ...
Lecture des contenus

FIHIRANA - Nombre ( 4 )

342-HIANAO, ry Andriaman...

HIANAO, ry Andriamanitro, ‘Zay Telo nefa Iray ihany, Mpanao izao re ...
Lecture des contenus

343-RY Jesoa ny Anaranao...

RY Jesoa ny Anaranao Dia maminay tokoa Milaza fampiononana Sy famonjena ...
Lecture des contenus

344-MIDERA, ry Kristiana...

MIDERA, ry Kristiana Miaramila hianao Manaraha an’i Kristy Izy no ...
Lecture des contenus

345-HIANAO, ry Tomponay ...

HIANAO, ry Tomponay no Mpitondra ondrinao: Tsarovanay tantara Be voninah ...
Lecture des contenus

KAROLY - Nombre ( 21 )

346-Andro Noely’lay Andr...

Andro Noely’lay Andro masina ‘Zay nisehoan’i Jesoa taty ...
Lecture des contenus

347-Mba henoy ny hiura s...

Mba henoy ny hira soa ‘zay nataon’ny Anajely hoe Voninahitra ...
Lecture des contenus

348-Hira mahafinaritra...

Hira mahafinaritra Tonon’ireo Anjely Tanako tao an-Tsofina Misasak ...
Lecture des contenus

349-Nisy Anjely marobe...

Nisy Anjely marobe, Toy ny kintana, Avy tao an-danitra, Ka nidera mafy h ...
Lecture des contenus

350-Nazava ka naharitra...

Nazava ka naharitra Tery an-danitra, ‘Lay Kintana tazan-davitra Ra ...
Lecture des contenus

351-Mba avia, ry Kristia...

Mba avia, ry Kristiana, Ka hobio ny fiderana Jesoa teraka! Mihirà ...
Lecture des contenus

352-Mihainoa! Mihainoa...

Mihainoa! Mihainoa! Ny feon’Anjely sambatra, Milaza fa vao teraka ...
Lecture des contenus

353-He! mizotra mba hank...

He! mizotra mba hankany Betlehema Ny mpiandry ondry maro nahare; Laza sy ...
Lecture des contenus

354-Hira tsara, hira...

Hira tsara, hira Ho lazan’i Jesoa Tompo Vaovao mahafaly No ambara ...
Lecture des contenus

355-Tao Betlehema tany s...

Tao Betlehema tany soa No teraka ‘Lay Zaza Soa; Tao ny Anjely nilaz ...
Lecture des contenus

356-He! teraka Jesoa Mpa...

He! teraka Jesoa Mpamonjy Tompo be fiantra! Fa niudina Izy hamonjy Antsi ...
Lecture des contenus

358-Mameno izao rehetra ...

Mameno izao rehetra izao Ny hira soa indrindra, Fa teraka ny Tomponao, M ...
Lecture des contenus

359-Tao Betlehema tany J...

Tao Betlehema tany Jodia fahizay No rteraka Jesoa Mpamonjy anay, Ka nandr ...
Lecture des contenus

361-Mifalia sy mihirà...

Mifalia sy mihirà Kristy no teraka, Mihobia sy miderà Azy ...
Lecture des contenus

362-Ry Kristiana, hobio...

Ry Kristiana, hobio! Hifaly isika anio, Mba henoy ny teninay: Vaovao! J ...
Lecture des contenus

363-Ny faminaniana tante...

Ny faminaniana tanteraka anio Ao Betlehema ao, fa Maria madio Niteraka il ...
Lecture des contenus

364-He! feo mihira...

He! feo mihira Alim-be izao; Mierona tsara Ny trompetra ao Teraka ny To ...
Lecture des contenus

365-Voninahitra anie...

Voninahitra anie Ho an’Andriamnitra No fihiran’ny Anjely! Av ...
Lecture des contenus

366-Fony Kristy teraka...

Fony Kristy teraka Hanasoa antika, Aizim-ben’ny alina Tonga hazava ...
Lecture des contenus

367-Ny alina nandrivotra...

Ny alina nandrivotra Namirifiry ery, Nanjary nahasambatra, Fa Kristy ton ...
Lecture des contenus

368-Ry Betlehema kely ô...

Ry Betlehema kely ô, Sondrian-tory ve? Kanefa injay miseho ao Ny h ...
Lecture des contenus

CONVENTRY CAROL - Nombre ( 1 )

369-Mba matoria, ry Zaza...

Mba matoria, ry Zazakely ô, Aza matahotra: Fa Hianao nio tianay Ka ...
Lecture des contenus

NY LAKOLOSIM-PIANGONANA - Nombre ( 1 )

370-He! misokatra ny lan...

He! misokatra ny lanitra, mihira ny Anjely Ka misy hira mahafinaritra atao ...
Lecture des contenus

NY MPIANDRY VIZANA - Nombre ( 1 )

371-Nitariana ny ondriny...

Nitariana ny ondriny Mpiandry vizana Dia nisy Anjely nidina Nanelatrelatra ...
Lecture des contenus

RY ANJELY SOA MPIHIRA - Nombre ( 1 )

372-Ry Anjely soa, Mpihi...

Ry Anjely soa, Mpihira Asan-janahary ô, Mihirà an’i Mes ...
Lecture des contenus

NY HIRAN’NY TANORA - Nombre ( 1 )

373-Ry Jehovah Tomponay...

Ry Jehovah Tomponay Ndreto ny tanoranao; Vonona hiasa izahay Ao an-tanim ...
Lecture des contenus

NY HIRAN’NY RENIN-JAZA - Nombre ( 1 )

374-Ry Ray Tsitoha Ianao...

Ry Ray Tsitoha Ianao Moa manatreha anay izao Ry Jesoa ô, malalany ...
Lecture des contenus

NY HIRA EKOMENIKA - Nombre ( 1 )

375-Tiako ny hiaraka Am...

Fiverenena: Tiako ny hiaraka Aminao, Jesoa, N’aiza n’aiza hito ...
Lecture des contenus

NY HIRAM-PIRENENA MALAGASY - Nombre ( 1 )

376-Ry Tanindrazanay mal...

Ry Tanindrazanay malala ô, Ry Madagasikara soa Ny fitiavanay anao t ...
Lecture des contenus

APETRAKO EO AN-TANANAO - Nombre ( 1 )

377-APETRAKO EO AN-TANAN...

Apetrako eo an-tànanao ny asako tsy haiko Apetrako eo an-tà ...
Lecture des contenus

RAVAHO SATROK’ANDRIANA - Nombre ( 1 )

378-RAVAHO SATROK’ANDRI...

  1.Ravaho satrok’Andriana Ny Zanak’Ondry soa An- ...
Lecture des contenus

MITORIA - Nombre ( 1 )

379-MITORIA...

1.Mbola maro sesehena Ireo tsy mahalala akory Ny tombon-tsoan’n ...
Lecture des contenus

HIRAN’NY SEKOLY ALAHADY - Nombre ( 1 )

380-HIRAN’NY SEKOLY ALAH...

1.Ry Jesoa ô! Ry Zoky be fitia Ndreto izahay zandrinao Vonona s ...
Lecture des contenus