Ry jesoa mpiandry tsara ô, voantsonao


Retour

RY Jesoa Mpiandry tsara ô, voantsonao
Petera ho mpamahana ny ondrinao;
Raha voagadra tao an-trano-maizina izy,
Nirahinao ny Anjelinao hanafaka azy


2.Dera sy laza ary voninahitra,
Ho an’ny Ray Tsitoha sy ny Zanaka,
Ary ho an’ny Parakleto Masina,
Persona Telo, Andriamanitra Iray

 

Amena

Numéro de page - 316