Retour
JESOA, nohomboana, Ory fa mangataka Famelana ho anay Jesoa mihainoa
2.Mba ifony, Jesoa ô Izahay, ka mamelà: Ny mpanota meloka Jesoa mihainoa
3.Miantrà ry Tomponay, Ka jereo izahay Ampangain’ny helokay: Jesoa mihainoa!
Amena