Retour
HIANAO no nahare Sentom-po ka nanome Famelan-keloka: Jesoa mihainoa
2.Aza mba afeninao Aminay ny tavanao Fa henoy ny hatakay: Jesoa mihainoa
3.Raha mafy ny manjo Mba omeo fiononam-po, Ka jereo izahay: Jesoa mihainoa
Amena