Retour
INDRO! Eo ny reninao Difo-pahoriana Noho Hianao malalany Jesoa mihainoa
2.Aoka ho sahy toa Anao Izahay hiaritra Loza aman-tahotra: Jesoa mihainoa
3.Enga ka ho tafaray Aminao, ry Tomponay, Fehim-pitiavany: Jesoa mihainoa
Amena