Ry rainay ao an-danitra ô


Retour

RY Rainay ao an-danitra ô,
Atolotray Anao
Ny mofo izay voavotray
Ho voninahitrao


2.Eo amin’ny Alitaranao
No anatrehanay
Izao Ilay Kapoaky
Ny famonjena anay


3.Dia raiso e, ry Tompo ô,
Ny asanay izao,
Mba hahazoan’ny olonao
Ny fitahianao

 

Amena

Numéro de page - 334