Mba henoy ny hira soa
‘zay nataon’ny Anajely hoe
Voninahitra anie
Ho an’Andriamanitra
Voninahitra anie
Ho an’Andriamanitra
2.Tsy mba taitra va isika
Mahare ny teniny?
Ka miomàna re izao
Mba handray ny Tomponao
Voninahitra, ets
3.Fa ny zaza tahaka Azy
Dia nantsoiny koa hoe:
Avelao ny zazakely
Mba hanatona Ahy e!
Voninahitra, ets
4.Ry miasa fatratra ô
‘Zay mivesatra entana!
Manatona Azy koa,
Fa Izy no handray anao
Voninahitra, ets