Amboary ny làlan’i jehovah, ataovy mahitsy ny làlan-kalehany


Retour

INJAY ‘lay feo lehibe
Miantso mafy manao hoe
Fohazo, fa antomotra
Ny fanjak’nny lanitra


2.Ny mikitoantoana
Sy Làla-meloka ahitio
Ny fonareo omàny koa
Honenan’io Mpanjaka io


3.Fa Hianao no aronay
Sy avotray, ry Tompo ô
Ka raha tsy alofanao,
halazo toy ny ahitra


4.Areno re ny potraka,
Ampio ny tsy finaritra;
koa hazavao ny taninay
hodianay ho amin-dRay


5.Fa tonga teto Hianao
Hamonjy ny mpanomponao
Ka dera no mba raisonao,
Ray, Zanaka, Fanahy ô!

Amena

 
Numéro de page - 21