He! misokatra ny lanitra, mihira ny anjely


Retour

He! misokatra ny lanitra, mihira ny Anjely
Ka misy hira mahafinaritra ataon’ny zazakely
Voninahitra ho an’Andriamanintsika


2.Aoka tsy mba hisy reraka na ‘zay maniratsira;
Kristy Tompontsika no teraka henoy ny mpihira
Voninahitra ho an’Andriamanintsika


3.Ny lakolosim-piangonana mamaly ‘zao ny feo
Aoka izay ny fialonana; mihobia ry zareo!
Voninahitra ho an’Andriamnitra

Numéro de page - 370