NY feonao, Jehovah
Mivofy ala be
Sy mampihorohoro
Ny tendrombohitra e
2.Ka trany koa Saoly
Lay loza be izay
“Koa inona no hataoko”?
No teniny indray
3.Nirembiremby izy,
Amboadia teo;
Fa tonga zanak’ondry
Malemy fo sy feo
4.Midera anao, ry Jesoa,
Ny zanakao izao,
Fa Hianao nandresy
Ilay naditra fo
5.Manako sy mameno
Izao rehetra izao
Ny tenin’i Santa Paoly
Mpanompo masinao
Amena