Masina, masina, masina, tompo tsitoha


Retour

MASINA, Masina, Masina, Tompo Tsitoha,

Amin’ny maraina isaoranay Anao:

Trinite Isaorana, lehibe, miantra

Persona telo Zanahary izay

 

2.Trinite Isaorana, ‘Zay derain’ny Santa

Eo anoloanao itsaohany Anao;

Eo analany satro-boninahiny,

Sy anajan’ny Serafima Anao

 

3.Trinite Isaorana, na dia takona aza

Ka tsy hita maso ny voninahitrao

Hianao no Masina, ka tsy misy hafa

Avo mahery, sy madio tokoa

 

4.Masina, Masina, Masina

Tompo, Tsitoha

Hoderain’ny  asanao ilay Anaranao!

Trinite Isaorana, lehibe miantra,

Persona telo, Zanahary iray

 

Amena

 
Numéro de page - 92