Retour
He! mizotra mba hankany Betlehema Ny mpiandry ondry maro nahare; Laza sy dera ho an’Andriamnitra Soa ho an’ny olona
2.Izy ireo miondrika amim-panajana Mba hitsaoka sy hilaza fiderana Laza sy dera ho an’Andriamnitra Soa ho an’ny olona