Atolotro anao anio


Retour

ATOLOTRO Anao anio

Ny foko, Tompo tia!

Ka ahitsio ny làlako

Fandrao maniasia

 

2.Jereo ny zanakao izao

Miondrika  aminao

Ka mba vonoy ny otako,

Ry Kristy tsara ô

 

3.Hosory aho ho Anao,

Sy hasoavy koa,

Honenanako rahatr’izay

Anilan’ny Tsitoha

 

4.Ny teny, asa, hevitro

Tahionao avokoa

Mba hanompoakao Anao,

Raha mbola velona

 

Amena

 

Mety hatao koa ny fihirana 87, 88, 89,90,219

 

 
Numéro de page - 122