Indro, tonga jehovah mbamin’ny masiny tsy omby alinalina


Retour

INDRO! Avy ny Mpamonjy
Maty ho antsika teo,
Alinalina ny Santat
No miaraka aminy
Haleloia: (2)
Avy ny Mpanjakantsika


2.’Zao rehetra izao hahita
Ny fiandrianany,
Ka izay nanombo Azy
Sy nanindron-defona
Hitomany (2)
Ny mesia marina


3.Indro! ‘Lay nampoizina eh
Voatafy hery be,
Ka nyu Santa no mitsena
Azy azo an-danitra
Heleloia (2)
He! Ny andro lehibe!


4.Eny, Tompo, andrandraina
Avo ao an-dapanao
Raiso ho Anao ny dera
Malakia! (2)
Zanahary ô, avia


Amena

 
Numéro de page - 23