Ry tompo, hatanjahonao


Retour

RY Tompo, hatanjahonao
Ny tànana nandray izao
Ireto Zava-masinao
Hanaovanay ny sitrakao


2.Ny sofinay’zay nahare
Ny fiderana vao natao,
Dia aoka anie mba tsy handre
‘Zay tabataba foana izao,

 

3.Ry Tompo ô, ny vavanay,
Ny masony, ny tenanay,
‘Zay nanompoanay Anao,
Dia aoka hohamasininao


4.Ny fo’zay nofahananao
Ny Ranao sy ny Tenanao,
Vokiso sy finoanao
Ilay fiainana vaovao

 

Amena

Numéro de page - 251