Alahady andronay


Retour

ALAHADY andronay
Haleloia!
Andro nitsangananao,
Haleloia!
Jesoa Kristy Tomponay,
Haleloia!
Ifalianay izao
Haleloia!


2.Ravoravo izahay,  Haleloia!
Noho ny Mpanavotray
Haleloia!
‘Zay nitsangana ho anay
Haleloia!
Hanamarina anay  Haleloia!


3.Izy no isaoranay  Haleloia!
Izy ifalianay   Haleloia!
Izy no arahinay  Haleloia!
Mandra-pahafatinay
Haleloia!


Amena

 
Numéro de page - 75