Tafatsangana anio


Retour

TAFATSANGANA anio
Haleloia!
Jesoa Kristy Mpanadio
Haleloia!
Maty tamin’ny Lakroa
Haleloia!
Ho antsika meloka   Haleloia!


2.Izy àry no derao,  Haleloia!
Izy Tompo no hirao;
Haleloia!
Fa namoy ny Rainy tia,
Haleloia!
Mba hampody ny mania,
Haleloia!


3.Fa ny nijaliany,   Haleloia!
Mahavonjy olona   Haleloia!
Ka manjaka Izy izao,
Haleloia!
Ao ambony lavitra ao
Haleloia!


Amena

 
Numéro de page - 76