Ry maritiora sambatra


Retour

RY Maritiora sambatra
Mpanaraka ny Tompontsika
Mpandresy hianao izao
Mifaly ao an-danitra


2.Mba mivavaha ho anay
Mba hanomezan’ny Tsitoha
Fahadiovam-po sy tanjaka
Mba hahazakanay ny Lakroa


3.Nanafaka ny Santanao
Hianao, ry Tompo tsara ô;
Dia mba afaho izahay
Mpanomponao mifatotra


4.Deraina anie ny Ray Tsitoha
Ny Zanaka Mpanavotra
Sy Poarakleto Masina
Dia Trinité Isaorana

 

Amena

Numéro de page - 297