Ry kristy ô, nomenao fahefana be


Retour

RY Kristy ô, nomenao fahefana be,
Santa Petera Apostoly masina;
Aoka izy hivavaka ary an-danitra
Mba hanafahanao tokoa ny gadranay


2.Ho an’ny Trinité Isaorana anie
Ny laza, ary voninahitra
Persona Telo, Andriamnitra Iray
Izay nanapaka izao rehetra izao Amena
Tsy maintsy hovana kely ity taona ity

Numéro de page - 317