Hirao, ry mponina ao an-danitra ao


Retour

HIRAO, ry mponina ao an-danitra ao,

Hirao ny dera tokiny hatao

Hirao ny Haleloia

 

2.Valio, valio, ry tendrombohitra

Ny hira ataon’ny Hery Masina:

Hirao ny Haleloia

 

3.Hobio ry Ziona ao ambony ao

Ny fiderana ny Mpanjakanao

Hirao ny Haleloia

 

4.He! manandrata feo avokoa

Ry asan’Andriamanitra Tsitoha:

Hirao Haleloia

 

5.Fa hira tsy mbola mety lefy ity

Sy fialan’ny ory sasatra

Hirao Haleloia

 

6.Ry Zanahary Tompo izahay

Midera Anao ka tsy hitsahatra:

Hirao ny Haleloia

 

7.Anao ihany, Kristy tsara ô

Ny haja sy ny voninahitra;

Hirao ny Haleloia

 

Amena

 
Numéro de page - 186