Ray ô, mba tsinjovy ny zanakao izao


Retour

RAY ô, mba tsinjovy ny zanakao izao,
mandohalika eto anatrehanao,
Fa ny Nijali’nai Kristy Zanakao,
No ifony mba hahasoavinao

2.Tsy ny tenany ihany, fa mba ampio
‘Reo namany rehetra, ka tahio;
Aoka ho soa ny mino, taomy ny mania
‘Zay am-Paradisa tano, ry Mpitia

 

Amena

Numéro de page - 337