Voavono Kristy Paska ho antsika: ka dia aoka isika hanao andro firavoravoana;
2.Tsy amin’ny masirasira ela na amin’ny masirasira lolom-po sy ny faharatsiana: fa amin’ny mofo tsy misy masirasira dia ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana 1Kor.5.7,8,
3.Rehefa nitsangana tamin’ny maty Kristy dia tsy maty intony Izy: tsy manan-kery aminy intsony ny fahafatesana
4.Fa ny amin’ny nahafatesany dia maty ny amin’ny ota indray mandeha Izy: fa amin’ny ahavelomanay kosa dia velona ho an’Andriamnitra Izy
5.Ary aoka ho tahaka izany koa hianareo ka ny tenananreo ataovy ho efa maty ny amin’ny ota: fa ho velona ho an’Andriamnitra ao amin’i Kristy Jesoa Rom 6,9-11
6.Efa natsangana tamin’ny maty tokoa Kristy: ho santatr’izay efa nodimandry
7.Ary satria ny olona iray no niosehoan’ny fahafatesana: dia ny olona iray kosa no nisehoan’ny fitsangananan’y maty
8.Fa tahaka ny ahafatesanan’ny olona rehetra kosa ao amin’i Kristy 1Kor 15,20-22
Ho an’ny Ray sy ny Zanaka: ary ny Fanahy Masina anie ny voninahitra
Tahaka ny hatramin’ny taloha sy ankehitriny: ary mandrakariva ho mandrakizay doria
Amena