Ny alahady faha-3 manaraka ny trinite


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, mba henoy ny vavakay noho ny famindramponao; ary noho ny fanomezanao anay fo tia fivavahana, dia aoka ny fanampIanao  lehibe hiaro anay amin’ny loza rehetra, ary hampionona anay amin’ny fahoriana izay nanjo anay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 105