TOMPO ô,Ianao dia tsy nitsahtra manampya sy mitondra izay tarihinao hatahotra sy ho tia Anao: Koa mifona aminao izahay, aza avela hiala amin’ny fiarovanao tsara izahay, ary aoka mba hatahotra sy ho tia ny Anaranao masina mandrakariva; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.