ANDRIAMANITRA ô,Ianao no herin’izay rehetra mahatoky Anao, koa henioy amin’ny famindramponao ny vavakay; ary satria tsy afaka hanao izay tsara izahay iolombelona noho ny fahalemenay raha tsy ampIanao , koa ampio amin’ny fahasoavanao izahay mba hankasitrahanao anay noho ny fitandremanay ny didinao, na amin’ny sitrapo na amin’ny atao; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena