Ny andro nankalazana ny sakramenta masina


Retour

ANDRIAMANITRA Zanaka ô,Ianao efa nanafatra ny amin’ny Sakramentanao Masina ho fahatsiarovana ny nijalIanao : Koa aoka hohajainay ny zava-miafin’ny Tenanao sy ny Ranao soa indrindra; ka ho hita ao anatinay lalandava ny vokatr’izany fanavotana efa nataonao izany: FaIanao no miara-belona sy miar-amanajaka amin’ny Ray amin’ny firaisan’ny Fanahy Masina, Andriamanitra izay ihany mandrakizay mandrakizay Amena

Numéro de page - 104