Ny alahadin’ny trinite


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô.Ianao dia nanome fahasoavana ny mpanomponao hanaiky ny voninahitry ny Trinité Mandrakizay, ka hanambara ny finoana marina, ary hitsaoka ny Unité: Koa mifona aminao izahay, aoreno mafy amin’izany finoana izany izahay ka arovy amin’ny loza rehetra, faIanao dia velona sady manjaka, Andriamanitra Iray, mandrakizay mandrakizay. Amena.

Numéro de page - 103