Ny andro pentekosta


Retour

ANDRIAMANITRA ô,Ianao efa nampianatra ny fon’ny mino tamin’ny nanirahanao ny Fanahinao Masina ho aminy tamin’ny fotoana izay tsarovanay ankehitriny. Ka dia aoka izany Fanahy izany no mba hahazoany hevitra marina amin’ny zavatra rehetra sy hifalianay mandrakariva amin’ny fampiononany masina, noho ny fahamiendrehan’i Jesoa Kristy Mpamonjy anay, izay miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanahy Masina mandrakizay Amena.

Numéro de page - 103