Ny andro niakaran’i jesoa kristy any an-danitra


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, mifona aminao izahay, noho ny inoanay ny niakaran’i Jesoa Kristy Zanakao-lahy okana Tomponay any an-danitra, dia aokahakarinay any koa ny fonay sy ny sainay hiarahanay mitoetra aminy mandrakizay amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay, izay miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Iray mandrakizay Amena

Numéro de page - 102