Retour
TOMPO ô, avy aminao ny zava-tsoa rehetra; koa tolory saina izahay mpanomponao mba hihevitra lalandava izay tsara, ary noho ny indrafonao dia tariho mba hahatanteraka izany; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.