Ny alahady faha-4 manaraka ny andro paska


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô,Ianao irery no mahafolaka ny ditran’ny fon’ny mpanota sy ny filàny: Aoka mba ho sitraky ny olonao izay andidIanao  azy, ary hiriny izay ampanantenanao azy; ka dia miovaova sy mivadibadika mandrakariva aza ny fomban’izao tontolo izao dia aoka hiorina amin’ny tena fifaliana any an-danitra ny fanirian’ny fonay: amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 101