Ny alahady faha-3 manaraka ny andro paska


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, mampiseho ny fahazavan’ny fahamarinanao amin’ny olona izay efa mania, mba hiverenany ho amin’ny làlana marina; Aoka anie izay rehetra efa tafaray amin’i Kristy, mba hifady izay rehetra mifanohitra amin’ny fiantsoana azy ka hanao izay rehetra mifanaraka amin’izany; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

 

Numéro de page - 101