Ny alahady faha-2 manaraka ny andro paska


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô,Ianao efa nanome ny Zanakao-lahy Tokana ho fanatitra noho ny ota sy ho fianarana ny fitondrantena sitrakao: Koa omeo fahasoavana izahay mba handray amim-pisaorana mandrakariva izany fanomezana soa indrindra izany, ary hanao izay tratry ny ainay hanaraka isan’andro ny fitondrantenany masina indrindra; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 100