Ny alahady voalohany manaraka ny andro paska


Retour

RAY Tsitoha ô,Ianao efa nanome ny Zanakao-lahy Tokana ho faty noho ny fahotanay, sy hitsangana indray ho fahamarinana anay: ka dia aoka harianay ny masirasira, dia ny lolom-po sy ny faharatsiana, hanompoanay Anao mandrakaria amin’ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana; mangataka izany izahay amin’ny alan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 100