Ny andro mialoha ny andro paksa


Retour

TOMPO ô, noho ny nanaovana batisa anay amin’ny fahafatesan’ny Zanakao Isaorana, Jesoa Kristy Mpamonjy anay, dia aoka ho vonoina lalandava ny filan-dratsinay mba hiarahanay milevina aminy, ka ny fasana sy ny vavahadin’ny fahafatesana no ho lalàna handrosoanay ho amin’ny fitsanganana mahafaly, amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay, Izay maty sy nalevina ary nitsangana indray ho anay Amena.

Numéro de page - 98