Ny alahady faha-5 amin’ny fotoam-pifadiana


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, mifona aminao izahay, jereo amin’ny famindramponao ny olona ary aoka mba harovan’ny fahasoavanao sy hotapahao mandrakariva ny tenany sy ny fanahiny; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 96