Ny alahady faha-4 amin’ny fotoam-pifadiana


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, miendrika hampijaliana tokoa izahay noho ny ratsy nataonay. Koa mifona aminao izahay, aoka ny fahasoavanao no hampionona sy hamelombelona anay; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay sy Mpamonjy anay Amena

Numéro de page - 96