Ny alahady faha-3 amin’ny fotoam-pifadiana


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, mifona aminao izahay, tsinjovy ny fanirian’ny fon’ny mpanomponao manetry tena, ka dia ahinjiro ny tànanao mahery hiaro anay amin’ny fahavalonay rehetra; amin’ny alaln’I Jesoa Kristy Tomponay. Amena

Numéro de page - 95