Ny alahady faha-2 amin’ny fotoam-pifadiana


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha ô, hitanao fa tsy mahaleo tena izahay, Koa arovy ny tenananay sy ny fanahinay mba ho afaka amin’ny loza rehetra izay mila hihatra amin’ny tenanay, sy amin’ny havi-dratsy rehetra izay mamely sy manimba ny fanahinay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 95