TOMPO ô,Ianao dia nifady efa-polo andro sy efa-polo alina noho ny fitiavanao anay, ka aoka ny fifadianay no mba handresen’ny fanahy ny nofonay,sy ny hanamasinana ny toro-hevitrao, ho lazanao sy ho voninahitrao; faIanao no miara-belona sy miara-manjaka amin’ny Ray sy ny Fanahy Masina Andriamanitra Iray ihany mandrakizay mandrakizay Amena.