Ny alarobia andro lavenona


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô, tsy misy tsy tianai izay rehetra efa nataonao, sady avelanao ny helok’izay rehetra mibebaka: Koa amorony fo vaovao sy torotoro ato anatinay mba hahavelomanay mafy noho ny fahotanay sy ny hiekenay ny haratsianay, hahazoanay ny fahafahana tanteraka ary ny famelan-keloka avy aminao, faIanao dia Andriamanitra be famindrampo; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 94