Retour
ANDRIAMANITRA Tompo ô,Ianao ihany ao itokiany fa tsy ny ataonay : Koa mamindrà fo aminay, ary mba arovy amin’ny herinao izahay amin’ny loza rehetra; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay. Amena.