Ny alahady atao hoe septuagesima


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, henoy amin’ny famindramponao ny vavaky ny olonao; ary na dia miendrika hampijalina tokoa aza izahay noho ny fahotanay, dia aoka ho sitrakao mba hanafaka anay amin’ny izany ho voninahitry ny Anaranao; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay, Izay miara-belona sy miara-manjaka aminao sy ny Fanahy Masina, Andriamanitra Iray, mandrakizay mandrakizay. Amena.

Numéro de page - 93