Ny alahady fahenina manaraka ny epifany.


Retour

ANDRIAMANITRA ô, ny Zanakao Isaorana dia niseho mba handrava ny asan’ny devoly ka hanangana anay ho zanakao sy ho mpandova ny fiainana mandrakizay: Aoka ny fanananay izany fanantenana izany no mba hanadiovanay ny tenanay ho madio tahaka Azy: koa rehefa miseho amin-kery sy voninahitra lehibe Izy, aoka anie mba ho tonga tahaka Azy izahay amin’ny fanjakany mandrakizay, izay itoerany sy anjakany miaraka aminao, Ray ô, sy Hianao Fanahy Masina ô, Andriamanitra Iray, mandrakizay. Amena.

Numéro de page - 93