Ny alahady fahadimy manaraka ny epifany


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, arovy mandrakariva ny Eklesia ankohonanao mba haharitra amin’ny fivavahana marina; ary aoka izahay izay miantehitra amin’ny fahasoavanao avy any an-danitra mba harovan’ny herinao lehibe mandrakariva; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay. Amena.

Numéro de page - 92