Ny alahady fahaefatra manaraka ny epifany


Retour

ANDRIAMANITRA ô, Ianao mahalala fa mitoetra eto afovoan’ny loza maro sy lehibe izahay, ary noho ny fahalemenay olombelona dia tsy afaka hijoro tsara mandrakariva: Koa omeo hery izahay hahazakanay izay rehetra manjo, ary arovy amin’ny fakam-panahy rehetra: amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay. Amena.

Numéro de page - 92