Ny alahady fahatelo manaraka ny epifany


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô, jereo amin’ny famindramponao ny fahalemenay, ary ahinjiro ny tànanao ankavanana hiaro anay amin’ny loza rehetra sy hanampy anay amin’ny izay rehetra mahory anay; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay. Amena.

Numéro de page - 92