Manatona


Retour

1.He ianareo mavesatra entana

Manatona hoy Jesoa

Izay mahatsiaro fa tena miasa fatratra

Dia hahazo fitsaharana

 

2.Tsarovy anefa fa tsy fihatsarambelatsihy

No hanatonanao an’i Kristy

Fa izay hita fa manao ny marina, marina

Dia hahazo fitsaharana.

 

3.He ianareo izay ory fo

Manatona hoy Jesoa

Aza misalasala fa omeo azy ny fo

Ho hitanao ny fiadanam-po.

Numéro de page - 44