Ho vavolombeloko ianareo


Retour

Ho vavolombeloko ianareo

Ho vavolombeloko

Hatrany am-paran’ ny tany.

 

2.Vahoaka tiako ianareo

Tiako tokoa

Hendry sy mora fo.

 

3.Zanako ianareo

Naterako

Nateraky ny lanitra.

 

3.Aoka ho mendrika ianareo

Sy masina

Hamantarany ny Tompo.

 

 

4.Mpisorona ianareo

Sy mpaminaniny

Hanambara ny fanjakany.

Numéro de page - 43