Firaisana


Retour

Tamin’ny fo no tena ninoanay

Fa Jesoa no tonga hamonjy anay

Tamin’ny vava no tena nanekenay

Fa ny rany no nanadio anay.

 

Refrain:

Vavaky ny Tompo mba ho tena iray

Fanahy izay nomeny mampiray

Fanahy fitiavana koa ny Ray

Nahoana lahy raha mifankatia

Mifankatiava hoy ny Tompo

F’izany no hamantaran’

Ny olona rehetra

Fa mpianatro ianareo.

 

Tsy iray finoana f’iray ao aminao

Tsy iray fiaviana f’iray an-dapanao

Tsy iray fiteny fa samy henoinao

Tsy iray fihodirana fa samy zanakao.

Numéro de page - 42